FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

e Milaza koa ny manam-pahaizana fa ny fianakaviana tia mitahiry fanafody no tena mila mitandrina. Mila mailo koa izay manana basy mora raisina sy efa misy bala. Hoy ny Fikambanana Amerikanina Miady Amin’ny Famonoan-tena, momba ny olona manana basy: ‘Voalaza fa te “hiaro ny fianakaviany” na “hiaro ny tenany” ny ankamaroan’izy ireny. Tsy ampiasaina amin’izany akory anefa ilay basy mazàna, fa hamonoan-tena, ary tsy ilay tompony no mampiasa azy, fa olon-kafa.’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara