Fanamarihana Ambany Pejy
a Mampitandrina ny mpikaroka, fa ny fikasihana na fihinanana henam-bibidia dia mety hanaparitaka aretina mahafaty toy ny vain’omby sy Ebola (aretina mampanavy be sy mampandoa ra), ary virosy mitovitovy amin’ny VIH/SIDA.