Fanamarihana Ambany Pejy
b Mba hahazoana fanazavana fanampiny momba ireo faminanian’ny Baiboly sy ireo zava-misy ara-tantara manamarina ny fahatanterahan’izy ireo, dia jereo, aza fady, ny boky Ny Baiboly—Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona?, navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah, pejy 117-133.