Fanamarihana Ambany Pejy
a Hita avy amin’ny tantaran’ny zanakavavin’i Zelofada, fa tsy ny ankizilahy kamboty ihany no anehoan’i Jehovah fiahiana fa na ny ankizivavy koa aza. Tsy nanan-janakalahy i Zelofada, dia namoaka didy i Jehovah hoe tokony homena ny zanany vavy ny anjara lovany. Lasa lalàna nipetraka io didy io ka niaro ny zon’ny ankizivavy kamboty.—Nomery 27:1-8.