FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

e Vao iray monja amin’ireo faminanian’ny Baiboly efa tanteraka ny nandravana an’i Babylona. Noravana koa, ohatra, i Tyro sy Ninive. (Ezekiela 26:1-5; Zefania 2:13-15) Naminany koa i Daniela fa hisy fanjakana matanjaka maromaro hifandimby aorian’i Babylona, anisan’izany i Media sy Persa ary Gresy. (Daniela 8:5-7, 20-22) Misy faminaniana maro momba ny Mesia, tanteraka tamin’i Jesosy Kristy, ao amin’ny Fanazavana Fanampiny, “Jesosy Kristy: Ilay Mesia Nampanantenaina.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara