Fanamarihana Ambany Pejy
d Mampiasa ny teny hoe “anay” sy “izahay” i Lioka ao amin’ny Asan’ny Apostoly 20:5, 6. Toa midika izany fa niaraka tamin’i Paoly indray izy tao Filipy. Navelan’i Paoly tao Filipy mantsy izy teo aloha.—Asa. 16:10-17, 40.