FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

b Ny firesahana mivantana farany momba an’i Josefa, dia fony i Jesosy 12 taona hita tao amin’ny tempoly. Tsy misy filazana fa tao amin’ilay fanasana tamin’ny fampakaram-bady tao Kana i Josefa, teo am-piandohan’ny fanompoan’i Jesosy. (Jaona 2:1-3). Tamin’ny 33 am.f.i., i Jesosy izay voahombo dia nanankina an’i Maria tamin’i Jaona, ilay apostoly tiany. Azo inoana fa tsy ho nanao zavatra toy izany i Jesosy, raha toa ka mbola velona i Josefa.​—Jaona 19:26, 27.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara