FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Manazava ny tenin’i Paoly hoe “ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy” i Gordon Fee, manam-pahaizana momba ny Baiboly. Hoy izy: “Mampiseho ireo lafiny roa amin’ny fihetsik’Andriamanitra manoloana ny olombelona ireo [fahari-po sy ny hatsaram-panahy], ao amin’ny teolojian’i Paoly (jereo Rom. 2:4.) Miharihary fa be fitiavana Andriamanitra ka manindry fo satria mifehy ny fahatezerany manoloana ny fikomian’olombelona; hita koa anefa etsy an-kilany, fa tsara fanahy izy satria be dia be ny famindram-pony. Izany no mahatonga an’i Paoly hanomboka ny filazalazany ny fitiavana amin’ireo lafin-toetran’Andriamanitra anankiroa ireo. Nasehon’Andriamanitra tamin’ny alalan’i Kristy tokoa mantsy fa mahatsindry fo sy tsara fanahy amin’ireo mendrika ny fanamelohany izy.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara