Fanamarihana Ambany Pejy
b Manazava ilay matoanteny grika nadika hoe “miambena” ilay mpanao diksionera atao hoe W. Vine. Milaza izy fa izy io dia midika ara-bakiteny hoe ‘mandroaka ny torimaso’, ary “tsy milaza fotsiny hoe mifoha, fa miambina sady mifantoka amin’ny zavatra iray.”