Fanamarihana Ambany Pejy a Nantsoina hoe “Mponina avy Tany Ampitan-dranomasina” mazàna ireo tantsambo avy tamin’ireo nosin’i Mediterane sy ny morontsirany. Mety ho anisan’izy ireo ny Filistinina, satria ny nosy Kreta angamba ilay Kaftora resahina ao amin’i Amosa 9:7.