Fanamarihana Ambany Pejy
a Raha irinao ny hahafantatra misimisy kokoa ny amin’io Fanjakan’Andriamanitra io, dia miresaha amin’ny Vavolombelon’i Jehovah eo amin’ny faritra misy anao, na manorata amin’ny iray amin’ireo adiresy ao amin’ny pejy faha-2 amin’ity gazety ity.