Fanamarihana Ambany Pejy
b Misy andinin-teny hafa koa ao amin’ny Soratra Grika Kristianina mampiseho fa i Jesosy no ilay Mesia resahina ao amin’ny salamo faharoa. Hita izany rehefa ampitahaina amin’ny Asan’ny Apostoly 13:32, 33 sy ny Hebreo 1:5; 5:5, ny Salamo 2:7. Jereo koa ny Salamo 2:9 sy ny Apokalypsy 2:27.
Ahoana no Havalinao?
• Inona no dikan’ny hoe “misaina anoano foana ny firenena”?
• Nahoana i Jehovah no maneso an’ireo firenena?
• Inona ilay didin’Andriamanitra hihatra amin’ireo firenena?
• Inona no dikan’ny hoe ‘manoroka ny Zanaka’?