Fanamarihana Ambany Pejy
a Nety ho nanaraka an’i Jesosy sy nanatri-maso ny zavatra sasany nataony i Jaona, zanak’i Zebedio, taorian’ny fihaonan’izy ireo voalohany. Izany angamba no nahafahany nanoratra tantara velombelona momba izay nataon’i Jesosy, tao amin’ny Filazantsarany. (Jaona, toko 2-5) Niverina nanarato niaraka tamin’ny fianakaviany anefa izy, talohan’ny niantsoan’i Jesosy azy.