Fanamarihana Ambany Pejy
c Raha ny siansa no jerena, dia tsy marina ny fitenenana hoe “miposaka” sy “milentika” ny masoandro. Marina anefa ireo teny fampiasa isan’andro ireo, satria izany tokoa no hitantsika avy etỳ an-tany. Toy izany koa, fa tsy niresaka momba ny astronomia i Josoa, fa nilaza fotsiny ny zavatra hitany.