Fanamarihana Ambany Pejy
a Matetika no ilazana ny valisoa ho azon’ny Kristianina voahosotra any an-danitra, ny hoe “fanantenana” ao amin’ny Soratra Grika Kristianina. Ny heviny amin’ny ankapobeny anefa no ampiasaintsika ato amin’ity lahatsoratra ity.