Fanamarihana Ambany Pejy
c Mba hahazoana fanazavana momba ny antony ilazana fa mifanitsy amin’ireo Kristianina voahosotra nandray ny toerany any an-danitra ny anti-panahy 24, dia jereo ny boky Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!, pejy 76-77, navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah.