Fanamarihana Ambany Pejy
c Hoy i Alfred Edersheim, Jiosy manam-pahaizana momba ny Baiboly: “Efa niatrika zava-tsarotra maro ny Israely taloha, ary niharan-doza maro koa tatỳ aoriana. Mbola tsy nisy fahoriana toa [an’iny] mihitsy anefa teo amin’ny tantaran’izy ireo.”