FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Imbetsaka ny Soratra Masina no mampiasa an’ohatra ny teny hoe “fahazavana.” Voalaza ao, ohatra, fa fahazavana Andriamanitra. (Salamo 104:1, 2; 1 Jaona 1:5) Toy ny hazavana ny fampianarana omen’ny Baiboly momba an’Andriamanitra sy ny fikasany. (Isaia 2:3-5; 2 Korintianina 4:6) Fahazavana i Jesosy nandritra ny fanompoany teto an-tany. (Jaona 8:12; 9:5; 12:35) Nasainy nampamirapiratra ny fahazavany koa ny mpanara-dia azy.—Matio 5:14, 16.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara