FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Toe-tsaina ny hatendan-kanina, ary ny fihinanana na fisotroana tafahoatra no ahitana azy. Tsy noho ny haben’ny olona àry no ilazana azy hoe tendan-kanina, fa ny fihetsiny manoloana ny sakafo. Mety ho tendan-kanina na dia ny olona antonontonony, na mahia aza. Mety ho vokatry ny aretina koa anefa ny hatavezana be loatra, na efa manaranaka. Ny tokony hojerena àry dia hoe maniry mafy hihinana tafahoatra ve ny olona iray, na mahia izy na matavy.—Jereo ny “Fanontanian’ny Mpamaky” ao amin’ny Tilikambo Fiambenana 1 Novambra 2004.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara