FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

a Mariho fa avy any amin’ny faritr’i Galilia i Jona. Niteny an’avona toy izao momba an’i Jesosy mantsy ny Fariseo: “Diniho dia ho hitanao fa tsy misy mpaminany avy any Galilia.” (Jaona 7:52) Mpandika teny sy mpikaroka maro no mihevitra fa filazana ankapobeny no nataon’ny Fariseo tamin’ny hoe ‘mbola tsy nisy mpaminany mihitsy avy ao amin’ny tanàna kelin’i Galilia.’ Tsy nahalala ny tantara sy ny faminaniana àry ireo Fariseo.—Isaia 9:1, 2.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara