FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

b Milaza ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo fa natory be i Jona, ary niesona mihitsy aza. Tsy tokony hihevitra anefa isika hoe tsy niraharaha ny hafa izy, rehefa lasa natory. Tokony hotsaroantsika kosa fa te hatory ny olona indraindray, rehefa kivy. “Rendremana noho ny alahelo”, ohatra, i Petera sy Jakoba ary Jaona, tao amin’ny zaridainan’i Getsemane, nandritra ilay fotoana nangidy indrindra tamin’i Jesosy.—Lioka 22:45.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara