Fanamarihana Ambany Pejy
b Azo inoana fa noheverin’i Davida ho fanompoana an’i Jehovah Andriamanitra ny fiarovana ny tompon-tany sy ny andian’ondrin’izy ireo. Fikasan’i Jehovah mantsy tamin’izay ny hipetrahan’ny taranak’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba teo amin’io tany io. Toy ny hoe nanao fanompoana masina àry izay niaro an’io tany io tamin’ny mpandroba.