Fanamarihana Ambany Pejy
b Raha te handray soa faran’izay betsaka ianao, rehefa mamaky Baiboly sy mianatra samirery, dia vakio ireo toko hoe “Milofosa Amin’ny Famakian-teny” sy “Mitondra Valisoa ny Fianarana”, ao amin’ny boky Mandraisa Soa avy Amin’ny Sekolin’ny Fanompoana, pejy 21-32.