Fanamarihana Ambany Pejy
a Matetika i Jesosy no niantso ny tenany hoe “Zanak’olona.” (Matio 8:20) Midika izany fa tena olombelona izy, ary izy koa ilay “zanak’olona” resahin’ny faminaniana ao amin’ny Baiboly.—Daniela 7:13, 14.