Fanamarihana Ambany Pejy
a Maro ny mpitondra fivavahana jiosy nankatò an-tsakany sy an-davany ny Lalàn’i Mosesy. Rehefa tonga anefa i Jesosy, dia tsy nety nino izy ireo hoe i Jesosy no Mesia. Nanao zavatra mifanohitra amin’ny fikasan’i Jehovah izy ireo tamin’izany.