Fanamarihana Ambany Pejy
c Manana heviny hafa koa anefa ny Hebreo 4:12. Miteny amintsika amin’ny alalan’ny Baiboly Andriamanitra ankehitriny, ary manana hery hanovana ny fiainantsika izy io. Azo lazaina hoe ny Baiboly koa àry ilay hoe “tenin’Andriamanitra” ao amin’io andininy io.