Fanamarihana Ambany Pejy
a Ny anaran’ny olona lazaina fa nahatakatra tsara ny fampianaran’i Jesosy matetika no natao anaran’ireny filazantsara ireny. Misy, ohatra, ny “Filazantsaran’i Tomasy” sy ny “Filazantsaran’i Maria Magdalena.” Telopolo eo ho eo ny asa soratra fahiny mitovitovy amin’ireo, efa hitan’ny mpikaroka.