Fanamarihana Ambany Pejy
a Avy amin’ny matoanteny hebreo midika hoe “tonga ho” ny anaran’Andriamanitra. Noho izany, ny hoe “Jehovah” dia midika hoe “Manao Izay Hahatonga Izy.” (Jereo ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, Fanazavana Fanampiny 1A, fehintsoratra voalohany.)