Fanamarihana Ambany Pejy
b Nisy anaran’Andriamanitra tao amin’ny Soratra Hebreo nampiasain’ireo Kristianina voalohany. Toa nisy an’io anarana io koa ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo voalohandohany, izay tsy inona fa fandikana ny Soratra Hebreo ho amin’ny teny grika.