Fanamarihana Ambany Pejy
a Fehintsoratra 3: Nanao fahagagana koa i Jesosy tatỳ aoriana mba hanomezana sakafo ho an’ny lehilahy 4 000, ankoatra ny zaza amam-behivavy. Mbola ny mpianatra ihany aloha no nomeny an’ilay sakafo, ary avy eo ‘ny mpianatra no nizara izany tamin’ny vahoaka.’—Mat. 15:32-38.