Fanamarihana Ambany Pejy
b Natahotra angamba i Jezebela sao hafindra amin’ny taranak’i Nabota ilay tanimboaloboka, ka mety ho nitady tetika hamonoana ny zanak’i Nabota izy. Nahoana no avelan’Andriamanitra hisy ny tsindry hazo lena toy izany? Jereo ilay hoe “Manontany ny Mpamaky”, ato amin’ity gazety ity.