Fanamarihana Ambany Pejy
a Jereo ireo lahatsoratra hoe “Mivavaka Amin’ny Fanahy sy ny Fahamarinana ny Kristianina” sy “Mandeha Araka ny Fahamarinana Hatrany Izy Ireo”, ao amin’ny Tilikambo Fiambenana 15 Jolay 2002. Misy fanazavana amin’ny an-tsipiriany momba ny ampahany eto an-tany amin’ny fandaminan’i Jehovah koa ao amin’ilay boky hoe Vavolombelon’i Jehovah—Mpitory ny Fanjakan’Andriamanitra.