FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA

Fanamarihana Ambany Pejy

b Anabavin’i Abrahama i Saraha saingy hafa reny. Samy zanak’i Tera mantsy izy ireo. (Genesisy 20:12) Tsy mety ny manambady havana akaiky toy izany ankehitriny. Hafa mihitsy anefa ny zava-nisy tamin’izany. Marina fa tsy lavorary ny olona, tsy hoatran’i Adama sy Eva tany am-boalohany. Mbola nanakaiky ny fahalavorariana anefa izy ireo. Tsy natahorana hiteraka sampona àry ireo nanambady ny havany akaiky. Efa lavitra kokoa ny fahalavorariana anefa ny olona, 400 taona teo ho eo taorian’izay. Nilaza àry ny Lalàn’i Mosesy fa tsy mahazo manao firaisana ny mpihavana akaiky.—Levitikosy 18:6.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara