Fanamarihana Ambany Pejy
b Nisy fotoana mbola navelan’Andriamanitra hanambady maro ny olona. Tatỳ aoriana anefa dia nasainy naverin’i Jesosy indray fa tokony ho iray ihany no vadin’ny olona, araka ny fitsipika napetrany tany Edena.—Genesisy 2:24; Matio 19:3-9.