Fanamarihana Ambany Pejy
a Lap dancing no anaran’ilay dihy, ary karamaina ilay mpandihy amin’ilay izy. Zara raha miakanjo izy, dia manao fihetsika hoatran’ny hoe manao firaisana eo ampofoan’ny olona iray mipetraka. Mety ho azo raisina ho fijangajangana ilay izy, arakaraka izay nitranga. Raha izay ilay izy, dia tokony hananganana komity mpitsara. Tokony hangataka fanampiana amin’ny anti-panahy izay Kristianina nandray anjara tamin’izany dihy izany.—Jak. 5:14, 15.