Fanamarihana Ambany Pejy
a Hoy ny manam-pahaizana atao hoe Marvin Pate: “Maro no mihevitra hoe andro iray maharitra 24 ora ilay hoe ‘anio.’” Raha izany no izy, dia te hilaza i Jesosy hoe tamin’iny andro iny ihany izy no ho faty sy ho any amin’ny Paradisa. Hoy anefa i Marvin Pate: “Tsy mifanaraka amin’izay lazain’ny Baiboly izany. Resahin’ny Baiboly mantsy hoe ‘nidina’ tany amin’ny Fasana i Jesosy taorian’ny nahafatesany (Mat. 12:40; Asa. 2:31; Rom. 10:7) ary niakatra tany an-danitra izy tatỳ aoriana.”