Fanamarihana Ambany Pejy
a Tia an’i Jehovah i Davida mpanao salamo ary faly izy nidera azy. Hoatr’izany koa isika rehetra. Fantatrao ve hoe misy fomba miavaka azonao ampisehoana hoe tianao i Jehovah? Manao an’izany ianao rehefa manome valin-teny any am-pivoriana. Mety hatahotra hamaly anefa ianao. Nahoana? Inona no hanampy anao tsy hatahotra intsony? Handinika an’ireo isika ato.