Fanamarihana Ambany Pejy
a Rehefa mangoraka ny olona eny amin’ny faritany isika dia lasa faly kokoa, ary matetika no mahita vokatra kokoa. Nahoana? Hojerentsika ato hoe ahoana no azontsika anahafana an’i Jesosy. Handinika fomba efatra azontsika ampisehoana an’io toetra io eny amin’ny fanompoana koa isika.