Fanamarihana Ambany Pejy
a Mihabetsaka izao ny olona tsy mpivavaka maneran-tany. Mety hahita olona hoatr’izany isika rehefa mitory. Ahoana no azontsika atao mba hiresahana ny fahamarinana ao amin’ny Baiboly amin-dry zareo? Ary ahoana no hanampiana an-dry zareo hino an’i Jehovah Andriamanitra sy ny Baiboly? Izany no horesahina ato.