Fanamarihana Ambany Pejy
a Indroa ny Baiboly no miresaka hoe nanao sorona biby ho an’i Jehovah ny Israelita tany an-tany efitra. Tamin’ny fotoana nanendrena mpisorona ny voalohany, ary tamin’ny Paska ny faharoa. Samy nitranga tamin’ny 1512 T.K. ireo, izany hoe ny taona faharoa nialan’ny Israelita tany Ejipta.—Lev. 8:14–9:24; Nom. 9:1-5.