Fanamarihana Ambany Pejy
b Biby ana hetsiny no azon’ny Israelita ho babo tamin’ny faramparan’ireo 40 taona nivezivezeny tany an-tany efitra. (Nom. 31:32-34) Mbola nihinana mana foana anefa ry zareo, mandra-piditra tao amin’ny Tany Nampanantenaina.—Jos. 5:10-12.