Fanamarihana Ambany Pejy
b Misy mpivady miteny hoe manatsara ny fifandraisan’izy ireo ny fiarahana mijery sary vetaveta. Mifanohitra amin’ny torolalan’ny Baiboly anefa izany fanao izany.—Ohabolana 5:15-20; 1 Korintianina 13:4, 5; Galatianina 5:22, 23.