Fanamarihana Ambany Pejy
b Matetika no ampitahain’ny Baiboly amin’ny Mpiandry be fitiavana Andriamanitra, izay manana anarana hoe Jehovah. Ampitovina amin’ny ondry kosa ny mpanompony satria miantehitra aminy mba hanampy sy hiaro azy ireo.—Salamo 100:3; Isaia 40:10, 11; Jeremia 31:10; Ezekiela 34:11-16.