Fanamarihana Ambany Pejy
a Fitondram-panjakana any an-danitra ny Fanjakan’Andriamanitra. Naorin’Andriamanitra izy io mba hitondra ny tany sy hanatanteraka ny sitrapony momba ny tany. (Daniela 2:44; Matio 6:9, 10) Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia vakio ilay lahatsoratra hoe “Inona ny Fanjakan’Andriamanitra?”