Mey Fivoriana ho amin’ny asa fitoriana Foto-dresaka Aoka isika hanambara ny fahamarinana Rapaoron’ny volana janoary 1990 Ireo fivoriana manampy antsika hanao mpianatra Fandaharana amin’ny fianarana ny boky Fampandrenesana Ry tanora, manaova zavatra amim-pahaiza-manavaka any an-tsekoly Aoka hozaraintsika amin’ny hafa ny harena ara-panahy ananantsika Fomba fampiseho ny vaovao tsara—Amin’ny alalan’ny fampianarana Baiboly Vaovao teokratika