FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Filalaovana Ody
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • Nilaza koa i Jesosy fa tsy misy olona afaka miditra ao an-tranon’ny lehilahy matanjaka (Satana) ka haka an-keriny ny entany, raha tsy manan-kery hamatorana an’ilay lehilahy izy. Ny fiampangan’ireo Fariseo no nahatonga an’i Jesosy hampitandrina momba ny fahotana amin’ny fanahy masina. Ny fanahin’Andriamanitra mantsy no nanampy an’i Jesosy hamoaka demonia, nefa notsiratsirain’ny Fariseo izany. Tsy hoe nankahala an’i Jesosy fotsiny àry izy ireo, fa niteny nanohitra ny fiasan’ny fanahy masina koa.​—Mt 12:29-32.

  • Zavatra Azo Babo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
    • ‘Nandroba’ ny tao an-tranon’i Satana i Kristy. Nanao izany i Jesosy Kristy teto an-tany, rehefa namoaka demonia nampahory sy nampaharary olona. (Mt 12:22-29) “Nitondra babo [koa] izy rehefa niakatra tany amin’ny avo, ary nanolotra lehilahy ho fanomezana.” Nafahany ireo ka tsy fehezin’i Satana intsony, ary nomeny hampaherezana ny fiangonana.​—Ef 4:8, 11, 12.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara