FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • “Na Efa Maty Aza Izy dia Mbola Miteny Ihany”
    Ny Tilikambo Fiambenana—2013 | 1 Janoary
    • Mbola vitsy kely ny olona teto an-tany tamin’i Abela teraka. Nilaza i Jesosy tatỳ aoriana fa tamin’ny “nanorenana izao tontolo izao” no nisy i Abela. (Lioka 11:50, 51) Azo antoka fa izay olona mbola azo afahana amin’ny ota no tian’i Jesosy holazaina tamin’ilay hoe izao tontolo izao. I Abela no olona fahefatra nisy teto an-tany, nefa toa izy no voalohany hitan’Andriamanitra hoe azo nafahana tamin’ny ota.a Tsy mba nisy olona tsara azon’i Abela notahafina mihitsy àry tamin’izy mbola kely.

  • “Na Efa Maty Aza Izy dia Mbola Miteny Ihany”
    Ny Tilikambo Fiambenana—2013 | 1 Janoary
    • a Misy hevitra hoe manome taranaka ao amin’ilay hoe ‘manorina an’izao tontolo izao.’ Misy ifandraisany amin’ny taranak’olombelona voalohany indrindra àry io teny io. Nahoana anefa i Jesosy no nanonona an’i Abela fa tsy i Kaina, nefa i Kaina no taranak’olombelona voalohany indrindra? Nanao fanahy iniana nikomy tamin’i Jehovah Andriamanitra i Kaina raha jerena ny nataony sy ny safidiny. Tsy mendrika ny havotana sy hatsangana amin’ny maty àry izy, toy ny ray aman-dreniny ihany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara