FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lfb p. 160-161
  • Fampidirana ny Fizarana 11

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampidirana ny Fizarana 11
  • Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mitovitovy Aminy
  • Fampidirana ny Fizarana 13
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Fampidirana ny Fizarana 4
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Iza i Jesosy Kristy?
    Inona no Azonao Ianarana ao Amin’ny Baiboly?
  • Fampidirana ny Fizarana 12
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
Hijery Hafa
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
lfb p. 160-161
Josefa, mampiofana an’i Jesosy mba ho lasa mpandrafitra. Maria sy ny zandrin’i Jesosy eo akaiky eo

Fampidirana ny Fizarana 11

Tantara ao amin’ny Soratra Grika Kristianina no ato amin’ity fizarana ity. Nahantra ny fianakavian’i Jesosy, ary tao amin’izay tanàna kely izay ry zareo no nipetraka. Mpandrafitra ny dadany, ary niara-niasa izy mianaka. I Jesosy no hamonjy ny olombelona, sady nofidin’i Jehovah ho Mpanjakan’ilay Fanjakana any an-danitra. Raha manan-janaka ianao, dia hazavao aminy hoe nofidin’i Jehovah tsara ny fianakaviana hitaiza an’i Jesosy. Ampianaro azy hoe narovan’i Jehovah izy rehefa saika hovonoin’i Heroda, ka hita amin’izany hoe tsy misy mahavita misakana an’i Jehovah tsy hanatanteraka ny fikasany. Resaho hoe nasainy nampiomana ny olona i Jaona hoe ho avy i Jesosy. Hazavao tsara koa hoe mbola kely i Jesosy dia efa hita hoe tia ny tenin’i Jehovah.

TADIDIO IZAO:

  • Ekeo sy tohano foana izay ataon’i Jehovah mba hanatanterahany ny fikasany

  • Zanak’Andriamanitra tany an-danitra i Jesosy ary tena mahery, nefa nanaiky hateraka ho zazakely tetỳ an-tany

  • Nanetry tena i Jaona Mpanao Batisa ka nanampy ny olona ho vonona handray ny Mesia

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara