FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 1/08 p. 14-31
  • Ahoana no Havalinao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ahoana no Havalinao?
  • Mifohaza!—2008
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona no Tsy Ampy eo Amin’io Sary Io?
  • Ato Amin’ity Gazety Ity
  • Ho An’ny Ankizy
  • Iza Ireto Razamben’i Jesosy Ireto?
  • VALIN’NY PEJY 31
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2008
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2008
  • Natao Hodinihin’ny Mpianakavy
    Mifohaza!—2010
  • Ahoana no Havalinao?
    Mifohaza!—2008
Hijery Hafa
Mifohaza!—2008
g 1/08 p. 14-31

Ahoana no Havalinao?

Inona no Tsy Ampy eo Amin’io Sary Io?

Vakio ny 1 Samoela 17:38-51, ary jereo ny sary. Inona no tsy ampy eo? Soraty eo ambany ny valin-teninao, ary ataovy eo amin’ilay sary ny sarin’ny zavatra tsy ampy.

1. ․․․․․․

2. ․․․․․․

3. ․․․․․․

IARAHA-MIDINIKA:

Nahoana i Davida no afaka nandresy an’i Goliata? Nahoana io tantara io no manampy anao hatoky fa afaka miatrika olana ianao?

Ato Amin’ity Gazety Ity

Valio ireto fanontaniana ireto, ary fenoy ny andinin-teny banga.

PEJY 7 Ahoana no tokony hitondran’ny lehilahy ny vadiny? 1 Petera 3:․․․

PEJY 20 Inona no tokony hatao azo antoka rehefa mifidy lalao video? Efesianina 5:․․․

PEJY 29 Nahoana ny vehivavy no tokony hanaiky ny vadiny? 1 Korintianina 11:․․․

PEJY 29 Inona foana no tokony hataon’ny lehilahy manambady? Efesianina 5:․․․

Ho An’ny Ankizy

Tadiavo ato amin’ity gazety ity ireto sary ireto. Lazao amin’ny fomba fiteninao izay mitranga eo amin’ny sary tsirairay.

Iza Ireto Razamben’i Jesosy Ireto?

Jereo ny fanazavana eo ambany. Vakio ny andinin-teny, ary soraty ny anarana marina.

4. ․․․․․․

Zanak’i Adama aho, ary nolazaina fa tahaka “ny endriny.”

Vakio ny Genesisy 5:3.

5. ․․․․․․

Tamin’ny androko ‘vao nantsoina ny anaran’i Jehovah.’

Vakio ny Genesisy 4:26.

6. ․․․․․․

Ny zafikeliko ihany no ela niainana kokoa noho izaho.

Vakio ny Genesisy 5:18-21, 27.

◼ Valiny, pejy 14

VALIN’NY PEJY 31

1. Sabatr’i Goliata.

2. Lefon’i Goliata.

3. Antsamotadin’i Davida.

4. Seta.—Lioka 3:38.

5. Enosy na Enosa.—Lioka 3:38.

6. Jareda.—Lioka 3:37.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara