FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • yp2 p. 287
  • Lehilahy Modely—Asafa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Lehilahy Modely—Asafa
  • Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Faha-2
  • Mitovitovy Aminy
  • Afaka Misedra ny Finoanao ny Fanambinana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
  • Asafa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ahoana no Handresena Fihetseham-po Manimba?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
  • I Jehovah no Anjarako sy Lovako
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
Hijery Hafa
Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Faha-2
yp2 p. 287

Lehilahy Modely​—Asafa

Nisy zavatra nahavery hevitra an’i Asafa. Tsy nankatò ny lalàn’Andriamanitra ny olona nanodidina azy, nefa toa afa-maina! Nisalasala àry izy, raha ilaina na tsia ny miezaka mampifaly an’Andriamanitra. Hoy izy: “Very maina mihitsy ny nanadiovako ny foko, sy ny nanasako ny tanako ho porofo fa tsy manan-tsiny aho.” Nandinika tsara anefa izy avy eo, ka niova hevitra. Hitany fa tsy maharitra ny fahasambaran’ny ratsy fanahy. Nihira toy izao ho an’i Jehovah àry izy: “Tsy misy mahafinaritra ahy eto an-tany, afa-tsy ianao.”—Salamo 73:3, 13, 16, 25, 27.

Misalasala koa angamba ianao indraindray, raha ilaina na tsia ny mankatò ny fitsipik’Andriamanitra. Toa sambatra mantsy ny olona tsy mankatò izany. Jereo anefa ny tena zava-misy, toy ny nataon’i Asafa. Diniho ny fiainan’izy ireo. Tena miadana ve izy? Misy zavatra mahasambatra fantany ve, nefa tsy fantatr’ireo mankatò an’Andriamanitra? Rehefa avy mandinika tsara ianao, dia azo antoka fa hiombon-kevitra amin’i Asafa. Hoy mantsy izy: “Ny manakaiky an’Andriamanitra no tsara amiko.”—Salamo 73:28.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara